HIARO NY SISINDRANON’NY SAMBIRANO ISIKA REHETRA !
HIARO NY SISINDRANON’NY SAMBIRANO ISIKA REHETRA !…………………………………………………..Mitohy hatrany ny ezaka fiarovana ny sisin-drano ao Sambirano !Mandray anjara mavitrika ny Fokontany Antsamala miaraka amin’ny COSAMA, ary mihamaro hatrany ireo mponina vonona hiaro ny zava-bita. Vokatry ny fanentanana iarahan’ny COGEBS, COSAMA, HELVETAS, AJACSEE sy ireo mpiara-miombon’antoka : Mitombo isa ny mpandray anjara Hita ny fahavononana amin’ny fiarovana […]
HIARO NY SISINDRANON’NY SAMBIRANO ISIKA REHETRA ! Lire la suite »




