Fivoriana faharoa ho fanomanana ny Célébration JOURNÉE RÉGIONALE DES VONDRON’OLONA IFOTONY (JRVOI) andiany faha-4 ao Anivorano Nord
Miroso amin’ny fanomanana ny fanatanterahana ny Andron’ny VONDRON’OLONA IFOTONY (JRVOI) ny Faritra DIANA, izay ho tanterahina ao Anivorano Nord ny 29 sy 30 Septambra 2025.

