
Naneho fahavononana hifanome tanana sy hifanampy hatrany ireo mpikambana, ary tapaka fa hatao ao Ambanja amin’ny fotoana maha mety azy ny Fihaonam-be nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny Leader zanaka Sambirano rehetra na koa atsika Zanaka Sambirano jiaby vonona hifanome tanana amin’ny fampandrosoana ny tananatsika !