-
HIARO NY SISINDRANON’NY SAMBIRANO ISIKA REHETRA !

HIARO NY SISINDRANON’NY SAMBIRANO ISIKA REHETRA !…………………………………………………..Mitohy hatrany ny ezaka fiarovana ny sisin-drano ao Sambirano !Mandray anjara mavitrika ny Fokontany Antsamala miaraka amin’ny COSAMA, ary mihamaro hatrany ireo mponina vonona hiaro ny zava-bita. Vokatry ny fanentanana iarahan’ny COGEBS, COSAMA, HELVETAS, AJACSEE sy ireo mpiara-miombon’antoka : Mitombo isa ny mpandray anjara Hita ny fahavononana amin’ny fiarovana…
-
Presentation Plan Stratégique 2025–2029

NOTANTERAHINA TETO ANTSIRANANA androany ny fanazavana ho an’ireo solontenan’ny Plateforme LEADER DU SAMBIRANO momba ny Plan Stratégique 2025–2029 izay hoentin’ny COGEBS mitantana sy miaro ny Paysage Sambirano. Tanjona: Hampahafantarina ny paikady ho amin’ny fitantanana maharitra sy fandraisana anjara feno avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy zanaky ny faritra. Nisaotra manokana an’ny COGEBS ireo solontena tamin’ireo ezaka efa…
-
Fanomanana ny Célébration JOURNÉE RÉGIONALE DES VONDRON’OLONA IFOTONY (JRVOI)

Fivoriana faharoa ho fanomanana ny Célébration JOURNÉE RÉGIONALE DES VONDRON’OLONA IFOTONY (JRVOI) andiany faha-4 ao Anivorano NordMiroso amin’ny fanomanana ny fanatanterahana ny Andron’ny VONDRON’OLONA IFOTONY (JRVOI) ny Faritra DIANA, izay ho tanterahina ao Anivorano Nord ny 29 sy 30 Septambra 2025. Lohahevitra: VOI, ANGÔVOTSIKA JIABY HIATREHANA NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO SY FIHARIAN-KARENA. Programme: Alatsinainy 29 Septambra…
